plt_tq/1ki/14/09.md

8 lines
266 B
Markdown

# Inona no nataon'i Jeroboama mba hahatonga an'i Yaveh ho tezitra?
Jeroboama dia nanao sarin-javatra an-idina mba hampatezitra an'i Yaveh.
# Inona no loza hoentin'i Yaveh eo amin'i Jeroboama?
Yaveh dia nilaza fa Izy dia handringana ny zaza lahin'Israely rehetra.