# Inona no nataon'i Jeroboama mba hahatonga an'i Yaveh ho tezitra? Jeroboama dia nanao sarin-javatra an-idina mba hampatezitra an'i Yaveh. # Inona no loza hoentin'i Yaveh eo amin'i Jeroboama? Yaveh dia nilaza fa Izy dia handringana ny zaza lahin'Israely rehetra.