plt_tq/1ki/14/04.md

8 lines
325 B
Markdown

# Inona no ratsy teo amin'ny mason'i Ahia?
Hatramin'ny nahanteran'i Ahia dia jamba izy ary tsy afaka mahita ny masony.
# Iza no niteny an'i Ahia hoe: "Ny vadin'i Jeroboama dia tonga hijery anao."?
Yaveh dia niteny an'i Ahia hoe: "Ho avy hijery anao ny vadin'i Jeroboama mba hitady toro-hevitra mahakasika ny zanany lahy."