# Inona no ratsy teo amin'ny mason'i Ahia? Hatramin'ny nahanteran'i Ahia dia jamba izy ary tsy afaka mahita ny masony. # Iza no niteny an'i Ahia hoe: "Ny vadin'i Jeroboama dia tonga hijery anao."? Yaveh dia niteny an'i Ahia hoe: "Ho avy hijery anao ny vadin'i Jeroboama mba hitady toro-hevitra mahakasika ny zanany lahy."