plt_tq/1ki/14/01.md

12 lines
455 B
Markdown

# Inona no nitranga tamin'i Abia zanaka lahin'i Jeroboama?
Narary mafy i Abia zanaka lahin'i Jeroboama.
# Inona no nangatahin'i Jeroboama ho ataon'ny vadiny?
Jeroboama dia nangataka ny vadiny hanova endrika ary handeha any amin'i Ahia any Silo.
# Nahoana i Jeroboama no nangataka ny vadiny handeha any amin'i Ahia mpaminany?
Jeroboama dia nangataka ny vadiny handeha any amin'i Ahia mpaminany hijery izay zava-nitranga tamin'ilay zanany lahy narary.