# Inona no nitranga tamin'i Abia zanaka lahin'i Jeroboama? Narary mafy i Abia zanaka lahin'i Jeroboama. # Inona no nangatahin'i Jeroboama ho ataon'ny vadiny? Jeroboama dia nangataka ny vadiny hanova endrika ary handeha any amin'i Ahia any Silo. # Nahoana i Jeroboama no nangataka ny vadiny handeha any amin'i Ahia mpaminany? Jeroboama dia nangataka ny vadiny handeha any amin'i Ahia mpaminany hijery izay zava-nitranga tamin'ilay zanany lahy narary.