plt_tq/1ki/13/23.md

12 lines
661 B
Markdown

# Inona no nataon'ilay mpaminany antitra taorian'ny ninanan'izy ireo?
Taorian'ny ninanan'izy ireo, ilay mpaminany antitra dia nanisy lasely ny borikin'ilay lehilahin'Andriamanitra ho azy.
# Inona no nitranga taorian'ny nandehanan'ilay lehilahin'Andriamanitra?
Taorian'ny nandehanan'ilay lehilahin'Andriamanitra, dia nisy liona nifanena taminy teny an-dalana ary namono azy.
# Inona no nataon'ny olona rehefa hitan'izy ireo ny vatan'ialy lehilahin'Andriamanitra nitsirara teo an-dalana?
Rehefa hitan'ny olona ny vatan'ilay lehilahin'Andriamanitra nitsirara teo an-dalana, dia niverina izy ireo ary niteny izany tany amin'ny tanànan'ilay mpaminany antitra.