# Inona no nataon'ilay mpaminany antitra taorian'ny ninanan'izy ireo? Taorian'ny ninanan'izy ireo, ilay mpaminany antitra dia nanisy lasely ny borikin'ilay lehilahin'Andriamanitra ho azy. # Inona no nitranga taorian'ny nandehanan'ilay lehilahin'Andriamanitra? Taorian'ny nandehanan'ilay lehilahin'Andriamanitra, dia nisy liona nifanena taminy teny an-dalana ary namono azy. # Inona no nataon'ny olona rehefa hitan'izy ireo ny vatan'ialy lehilahin'Andriamanitra nitsirara teo an-dalana? Rehefa hitan'ny olona ny vatan'ilay lehilahin'Andriamanitra nitsirara teo an-dalana, dia niverina izy ireo ary niteny izany tany amin'ny tanĂ nan'ilay mpaminany antitra.