plt_tq/1ki/13/20.md

8 lines
394 B
Markdown

# Inona no tonga tamin'ilay mpaminany antitra rehefa nipetraka teo an-databatra izy ireo?
Tonga tamin'ilay mpaminany antitra ny tenin'i Yaveh rehefa nipetraka teo an-databatra izy ireo.
# Inona no nolazain'ny tenin'i Yaveh tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra?
Hoy ny tenin'i Yaveh: "Satria efa niverina ianao ary nihinana sy nisotro rano dia tsy ho alevina ao am-pasan'ny rainao ny vatanao."