# Inona no tonga tamin'ilay mpaminany antitra rehefa nipetraka teo an-databatra izy ireo? Tonga tamin'ilay mpaminany antitra ny tenin'i Yaveh rehefa nipetraka teo an-databatra izy ireo. # Inona no nolazain'ny tenin'i Yaveh tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra? Hoy ny tenin'i Yaveh: "Satria efa niverina ianao ary nihinana sy nisotro rano dia tsy ho alevina ao am-pasan'ny rainao ny vatanao."