plt_tq/1ki/13/01.md

12 lines
533 B
Markdown

# Iza no tonga avy any Joda tamin'ny alalan'ny tenin'i Yaveh?
Ilay lehilahin'Andriamanitra no tonga avy any Joda tamin'ny alalan'ny tenin'i Yaveh.
# Inona no nihikian'ilay lehilahin'Andriamanitra nanoherana ny alitara tany Betela?
Ilay lahilahin'Andraiamanitra nihiaka nanohitra ny alitara, "Handoro taolan'olombelona eo aminao izy ireo."
# Inona no marika nomen'ilay lehilahin'Andriamanitra momba ny alitara?
Ilay lehilahin'Andriamanitra dia nanome marika nanao hoe: "hiparitaka ny alitara ary hiraraka ny lavenona eo aminy.'"