# Iza no tonga avy any Joda tamin'ny alalan'ny tenin'i Yaveh? Ilay lehilahin'Andriamanitra no tonga avy any Joda tamin'ny alalan'ny tenin'i Yaveh. # Inona no nihikian'ilay lehilahin'Andriamanitra nanoherana ny alitara tany Betela? Ilay lahilahin'Andraiamanitra nihiaka nanohitra ny alitara, "Handoro taolan'olombelona eo aminao izy ireo." # Inona no marika nomen'ilay lehilahin'Andriamanitra momba ny alitara? Ilay lehilahin'Andriamanitra dia nanome marika nanao hoe: "hiparitaka ny alitara ary hiraraka ny lavenona eo aminy.'"