plt_tq/1ki/12/03.md

12 lines
466 B
Markdown

# Iza no tonga niaraka tamin'ireo fiangonan'Israely niresaka tamin'i Rehoboama?
Jeroboama zanaka lahin'i Nebata no tonga niaraka tamin'ny fiangonan'Israely niresaka tamin'i Rehoboama.
# Inona no nangatahan'Israely tamin'i Rehoboama?
Ny Israely rehetra dia nangataka ny hanazavan'i Rehoboama ny zioga mavesatra napetraky ny rainy teo amin'izy ireo.
# Nandritry ny firy andro Rehoboama no nandefa ny olona?
Rehoboama dia nandefa ny olona nandritry ny telo andro.