# Iza no tonga niaraka tamin'ireo fiangonan'Israely niresaka tamin'i Rehoboama? Jeroboama zanaka lahin'i Nebata no tonga niaraka tamin'ny fiangonan'Israely niresaka tamin'i Rehoboama. # Inona no nangatahan'Israely tamin'i Rehoboama? Ny Israely rehetra dia nangataka ny hanazavan'i Rehoboama ny zioga mavesatra napetraky ny rainy teo amin'izy ireo. # Nandritry ny firy andro Rehoboama no nandefa ny olona? Rehoboama dia nandefa ny olona nandritry ny telo andro.