plt_tq/1ki/11/28.md

12 lines
481 B
Markdown

# Inona no baiko nomen'i Solomona an'i Jeroboama eo?
Solomona dia nanome baiko an'i Jeroboama eo amin'ny asa amin'ny tranon'i Josefa.
# Iza no nahita an'i Jeroboama teny amin'ny lalana raha nivoaka an'i Jerosalema izy?
Ahia mpaminany no no nahita an'i Jeroboama teny amin'ny lalana raha nivoaka an'i Jerosalema izy.
# Inona no nataon'i Ahia tamin'ny akanjon'i Jeroboama vaovao?
Ahia dia nanala ny akanjo vaovaon'i Jeroboama ary norovitrovitiny nizara roa ambin'ny folo izany.