# Inona no baiko nomen'i Solomona an'i Jeroboama eo? Solomona dia nanome baiko an'i Jeroboama eo amin'ny asa amin'ny tranon'i Josefa. # Iza no nahita an'i Jeroboama teny amin'ny lalana raha nivoaka an'i Jerosalema izy? Ahia mpaminany no no nahita an'i Jeroboama teny amin'ny lalana raha nivoaka an'i Jerosalema izy. # Inona no nataon'i Ahia tamin'ny akanjon'i Jeroboama vaovao? Ahia dia nanala ny akanjo vaovaon'i Jeroboama ary norovitrovitiny nizara roa ambin'ny folo izany.