# Iza no anaran'ny zanaka lahin'i Hadada?
Ny zanaka lahin'i Hadada dia nantsoina hoe Genobata.
# Inona no nangatahin'i Hadada tamin'i Farao?
Hadada dia nangataka an'i Faraoa raha afaka manainga handeha any amin'ny fireneny izy.