# Iza no anaran'ny zanaka lahin'i Hadada? Ny zanaka lahin'i Hadada dia nantsoina hoe Genobata. # Inona no nangatahin'i Hadada tamin'i Farao? Hadada dia nangataka an'i Faraoa raha afaka manainga handeha any amin'ny fireneny izy.