plt_tq/1ki/11/14.md

16 lines
482 B
Markdown

# Iza no natsangan'i Yaveh ho fahavalony ho an'i Solomona?
Yaveh dia nanangana an'i Hadada ilay Edomita ho fahavalo ho an'i Solomona.
# Iza no nandeha niakatra handevina ny maty izay voavono tany Edoma?
Joaba ilay lehiben'ny tafika no niakatra mba handevina ny maty izay voavono tany Edoma.
# Hafiriana i Joaba sy Israely no nitoetra tany Edoma?
Nitoetra tany Edoma nandritry ny enim-bolana i Joaba sy Israely.
# Taiza no nakana an'i Hadada?
Hadada dia nalaina tany Egypta.