# Iza no natsangan'i Yaveh ho fahavalony ho an'i Solomona? Yaveh dia nanangana an'i Hadada ilay Edomita ho fahavalo ho an'i Solomona. # Iza no nandeha niakatra handevina ny maty izay voavono tany Edoma? Joaba ilay lehiben'ny tafika no niakatra mba handevina ny maty izay voavono tany Edoma. # Hafiriana i Joaba sy Israely no nitoetra tany Edoma? Nitoetra tany Edoma nandritry ny enim-bolana i Joaba sy Israely. # Taiza no nakana an'i Hadada? Hadada dia nalaina tany Egypta.