plt_tq/1ki/11/07.md

8 lines
314 B
Markdown

# Inona no natsangan'i Solomona ho an'i Kemosy?
Nanangana toerana masina ho an'i Kemosy i Solomona, ilay sampin'i Moaba.
# Inona no nataon'i Solomona tao amin'ny toerana masin'ireo vadiny vahiny.
Solomona dia nanao fanatitra dorana sy nanao sorona ho an'ireo andriamanitr'izy ireo tao amin'ireo toerana masina.