# Inona no natsangan'i Solomona ho an'i Kemosy? Nanangana toerana masina ho an'i Kemosy i Solomona, ilay sampin'i Moaba. # Inona no nataon'i Solomona tao amin'ny toerana masin'ireo vadiny vahiny. Solomona dia nanao fanatitra dorana sy nanao sorona ho an'ireo andriamanitr'izy ireo tao amin'ireo toerana masina.