plt_tq/1ki/11/05.md

8 lines
228 B
Markdown

# Inona no narahan'i Solomona?
Solomona dia nanaraka an'i Astarta ilay andriamani-bavin'ireo Sidoniana sy Milkoma ilay Amonita.
# Inona no nataon'i Solomona teo imason'i Yaveh?
Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Solomona.