# Inona no narahan'i Solomona? Solomona dia nanaraka an'i Astarta ilay andriamani-bavin'ireo Sidoniana sy Milkoma ilay Amonita. # Inona no nataon'i Solomona teo imason'i Yaveh? Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Solomona.