plt_tq/1ki/10/18.md

12 lines
615 B
Markdown

# Inona no namboarin'ny mpanjaka tamin'ny ivelan'ny ivory sy ny volamena manify indrindra?
Ny mpanjaka dia nanamboatra seza fiandrianana lehibe tamin'ny ivory sy volamena farak'izay manify.
# Inona no natsangana eo amin'ny sisin'ny fametrahan-tanan'ny seza fiandrianana izay namboarin'ny mpanjaka?
Liona roa no natsangana teo amin'ny sisin'ny fametrahan-tanan'ny seza fiandrianana izay namboarin'ny mpanjaka.
# Inona no nitsangana teo amin'ny sisin'ny antanan-tohatra enina teo amin'ny seza fiandrianana?
Liona roa ambin'ny folo no nitsangana teo amin'ireo antanan-tohatra enina teo amin'ny seza fiandrianana.