# Inona no namboarin'ny mpanjaka tamin'ny ivelan'ny ivory sy ny volamena manify indrindra? Ny mpanjaka dia nanamboatra seza fiandrianana lehibe tamin'ny ivory sy volamena farak'izay manify. # Inona no natsangana eo amin'ny sisin'ny fametrahan-tanan'ny seza fiandrianana izay namboarin'ny mpanjaka? Liona roa no natsangana teo amin'ny sisin'ny fametrahan-tanan'ny seza fiandrianana izay namboarin'ny mpanjaka. # Inona no nitsangana teo amin'ny sisin'ny antanan-tohatra enina teo amin'ny seza fiandrianana? Liona roa ambin'ny folo no nitsangana teo amin'ireo antanan-tohatra enina teo amin'ny seza fiandrianana.