plt_tq/1ki/10/14.md

8 lines
381 B
Markdown

# Firy ny lanjan'ny volmena izay tonga teo amin'i Solomona mpanjaka tao anatin'ny herintaona?
Ny lanjan'ny volamena izay tonga teo amin'i Solomona mpanjaka tao anatin'ny herintaona dia 666 talenta.
# Iza no nitondra volmena sy volafotsy tany amin'i Solomona?
Ireo mpanjakan'ny Arabia sy ireo governora tao amin'i firenena no nitondra volamena sy volafotsy tany amin'i Solomona.