# Firy ny lanjan'ny volmena izay tonga teo amin'i Solomona mpanjaka tao anatin'ny herintaona? Ny lanjan'ny volamena izay tonga teo amin'i Solomona mpanjaka tao anatin'ny herintaona dia 666 talenta. # Iza no nitondra volmena sy volafotsy tany amin'i Solomona? Ireo mpanjakan'ny Arabia sy ireo governora tao amin'i firenena no nitondra volamena sy volafotsy tany amin'i Solomona.