plt_tq/1ki/10/11.md

8 lines
253 B
Markdown

# Inona no nentin'ireo andian-tsambon'i Hirama avy any Ofira?
Ny andian-tsambon'i Hirama dia nitondra volamena avy any Ofira.
# Inona no nataon'ny mpanjaka tamin'ny tempolin'i Yaveh?
Ny mpanjaka dia nanao andry hazo almoga ho an'ny tempolin'i Yaveh.