# Inona no nentin'ireo andian-tsambon'i Hirama avy any Ofira? Ny andian-tsambon'i Hirama dia nitondra volamena avy any Ofira. # Inona no nataon'ny mpanjaka tamin'ny tempolin'i Yaveh? Ny mpanjaka dia nanao andry hazo almoga ho an'ny tempolin'i Yaveh.