plt_tq/1ki/10/03.md

8 lines
346 B
Markdown

# Firy ny fanontanian'ny mpanjaka vavy novalian'i Solomona?
Solomona dia namaly ireo fanontanian'ny mpanjaka vavin'i Seba rehetra.
# Ahoana ny fihetsikin'ny mpanjaka vavin'i Seba rehefa nahita ny fahendren'i Solomona rehetra izy?
Rehefa hitan'ny mpanjaka vavin'i Seba ny fahendren'i Solomona rehetra dia tsy nahitana fanahy intsony tao aminy.