# Firy ny fanontanian'ny mpanjaka vavy novalian'i Solomona? Solomona dia namaly ireo fanontanian'ny mpanjaka vavin'i Seba rehetra. # Ahoana ny fihetsikin'ny mpanjaka vavin'i Seba rehefa nahita ny fahendren'i Solomona rehetra izy? Rehefa hitan'ny mpanjaka vavin'i Seba ny fahendren'i Solomona rehetra dia tsy nahitana fanahy intsony tao aminy.