plt_tq/1ki/10/01.md

8 lines
339 B
Markdown

# Nahoana ny mpanjaka vavin'i Seba no tonga tany amin'i Solomona?
Ny mpanjaka vavin'i Seba dia tonga tany amin'i Solomona hitsapa azy amin'ny fanontaniana sarotra.
# Inona no nentin'ny mpanjaka vavin'i Seba tany Jerosalema?
Ny mpanjaka vavin'i Seba dia nitondra zava-manitra, volamena, ary vato sarobidy tany Jerosalema niaraka taminy.