# Nahoana ny mpanjaka vavin'i Seba no tonga tany amin'i Solomona? Ny mpanjaka vavin'i Seba dia tonga tany amin'i Solomona hitsapa azy amin'ny fanontaniana sarotra. # Inona no nentin'ny mpanjaka vavin'i Seba tany Jerosalema? Ny mpanjaka vavin'i Seba dia nitondra zava-manitra, volamena, ary vato sarobidy tany Jerosalema niaraka taminy.