plt_tq/1ki/09/10.md

8 lines
351 B
Markdown

# Inona no nitranga tamin'ny fiafaran'ny roapolo taona?
Tamin'ny faran'ny faha roapolo taona, dia nahavita ny fananganana ny tempolin'i Yaveh sy ny lapan'ny mpanjaka i Solomona.
# Tamin'inona i Hirama mpanjakan'ny Tyro no namatsy an'i Solomona?
Hirama mpanjakan'ny Tyro dia namatsy an'i Solomona tamin'i hazo sedara, sy hazo kypreso, ary volamena.