# Inona no nitranga tamin'ny fiafaran'ny roapolo taona? Tamin'ny faran'ny faha roapolo taona, dia nahavita ny fananganana ny tempolin'i Yaveh sy ny lapan'ny mpanjaka i Solomona. # Tamin'inona i Hirama mpanjakan'ny Tyro no namatsy an'i Solomona? Hirama mpanjakan'ny Tyro dia namatsy an'i Solomona tamin'i hazo sedara, sy hazo kypreso, ary volamena.