plt_tq/1ki/09/04.md

8 lines
327 B
Markdown

# Inona no nirian'i Yaveh ho ankatoavin'i Solomona?
Yaveh dia naniry an'i Solomona hankatò ireo didy aman-dalàna rehetra izay efa nandidiany azy.
# Inona no nampanantenain'i Yaveh tamin'i Davida, rain'i Solomona?
Yaveh dia nampanantena ny hametraka ny seza fiandrianan'ny fanjakan'i Davida eo amin'ny Israely mandrakizay.