# Inona no nirian'i Yaveh ho ankatoavin'i Solomona? Yaveh dia naniry an'i Solomona hankatò ireo didy aman-dalàna rehetra izay efa nandidiany azy. # Inona no nampanantenain'i Yaveh tamin'i Davida, rain'i Solomona? Yaveh dia nampanantena ny hametraka ny seza fiandrianan'ny fanjakan'i Davida eo amin'ny Israely mandrakizay.