plt_tq/1ki/08/59.md

8 lines
328 B
Markdown

# Inona no tian'i Solomona ho fantan'ny olon'ny tany rehetra?
Solomona dia naniry ny olon'ny tany hafantatra fa Yaveh no Andrimanitra ary tsy misy Andriamanitra hafa.
# Inona no nolazain'i Solomona ho ataon'ny olon'i Yaveh?
Solomona dia niteny azy ireo hihazona ny fony marina amin'i Yaveh ary hanaraka ny didy aman-dalàny.