# Inona no tian'i Solomona ho fantan'ny olon'ny tany rehetra? Solomona dia naniry ny olon'ny tany hafantatra fa Yaveh no Andrimanitra ary tsy misy Andriamanitra hafa. # Inona no nolazain'i Solomona ho ataon'ny olon'i Yaveh? Solomona dia niteny azy ireo hihazona ny fony marina amin'i Yaveh ary hanaraka ny didy aman-dalàny.