plt_tq/1ki/06/01.md

8 lines
400 B
Markdown

# Oviana i Solomona no nanomboka nanamboatra ny tempolin'i Yaveh?
Nanomboka nanangana ny tempolin'i Yaveh i Solomona tamin'ny faha 480 taona taorian'ny nialan'ny zanak'Israely tamin'ny tany Egypta.
# Inona avy ireo lafinin'ny Tempoly izay naorin'i Solmona ho an'i Yaveh?
Ny tempoly izay naorin'i Solomona dia enimpolo hakiho ny halavany, roapolo hakiho ny sakany, ary telopolo hakiho ny hahavony.