# Oviana i Solomona no nanomboka nanamboatra ny tempolin'i Yaveh? Nanomboka nanangana ny tempolin'i Yaveh i Solomona tamin'ny faha 480 taona taorian'ny nialan'ny zanak'Israely tamin'ny tany Egypta. # Inona avy ireo lafinin'ny Tempoly izay naorin'i Solmona ho an'i Yaveh? Ny tempoly izay naorin'i Solomona dia enimpolo hakiho ny halavany, roapolo hakiho ny sakany, ary telopolo hakiho ny hahavony.