|
# Firy ny tranon-tsoavaly nanan'i Solomona ho an'ireo kalesiny?
|
|
|
|
Solomona dia nanana tranon-tsoavaly efapolo alina ho an'ireo kalesiny.
|
|
|
|
# Inona no nentina ho an'ireo soavalin'i Solomona?
|
|
|
|
Vary hordea sy mololo no nentina ho an'ireo kalesin-tsoavaly sy ireo mpitaingin-tsoavaly.
|