# Firy ny tranon-tsoavaly nanan'i Solomona ho an'ireo kalesiny? Solomona dia nanana tranon-tsoavaly efapolo alina ho an'ireo kalesiny. # Inona no nentina ho an'ireo soavalin'i Solomona? Vary hordea sy mololo no nentina ho an'ireo kalesin-tsoavaly sy ireo mpitaingin-tsoavaly.