plt_tq/1ki/03/01.md

8 lines
326 B
Markdown

# Ahoana no nihavanan'i Solomona tamin'i Farao mpanjakan'ny Egypta?
Solomona nanao dina tamin'i Farao mpanjakan'ny Egypta tamin'ny alalan'ny fanambadiana ny zanany vavy.
# Inona no nataon'i Solomona mpanjaka izay tsy araka ny lalàn'i Yaveh?
Solomona dia nanao sorona ary nandoro zava-manitra tao amin'ireo toerana masina.