# Ahoana no nihavanan'i Solomona tamin'i Farao mpanjakan'ny Egypta? Solomona nanao dina tamin'i Farao mpanjakan'ny Egypta tamin'ny alalan'ny fanambadiana ny zanany vavy. # Inona no nataon'i Solomona mpanjaka izay tsy araka ny lalàn'i Yaveh? Solomona dia nanao sorona ary nandoro zava-manitra tao amin'ireo toerana masina.