plt_tq/1ki/02/30.md

8 lines
306 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Joaba tamin'i Benaia zanaka lahin'i Joiada?
Joaba dia niteny taminy fa izy dia tsy hivoaka ny tempoly ary ho faty eo amin'ny alitara.
# Inona no nolazain'i Solomona Mpanjaka an'i Benaia ho atao amin'i Joaba?
Solomona dia niteny an'i Benaia mba hanao araka izay nangatahan'i Joaba.