# Inona no nolazain'i Joaba tamin'i Benaia zanaka lahin'i Joiada? Joaba dia niteny taminy fa izy dia tsy hivoaka ny tempoly ary ho faty eo amin'ny alitara. # Inona no nolazain'i Solomona Mpanjaka an'i Benaia ho atao amin'i Joaba? Solomona dia niteny an'i Benaia mba hanao araka izay nangatahan'i Joaba.