plt_tq/1ki/02/01.md

8 lines
333 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Davida mpanjaka tamin'i Solomona zanany lahy?
Davida dia niteny tamin'ny zanany lahy mba hatahotra sy hanome voninahitra an'Andriamanitra lalandava.
# Inona no fampanantenan'i Yaveh tamin'i Davida?
Yaveh dia nampanantena fa i Davida dia tsy hitsahatra ny hanana lehilahy eo amin'ny seza fiandrianan'Israely.