# Inona no nolazain'i Davida mpanjaka tamin'i Solomona zanany lahy? Davida dia niteny tamin'ny zanany lahy mba hatahotra sy hanome voninahitra an'Andriamanitra lalandava. # Inona no fampanantenan'i Yaveh tamin'i Davida? Yaveh dia nampanantena fa i Davida dia tsy hitsahatra ny hanana lehilahy eo amin'ny seza fiandrianan'Israely.